mercredi 18 mai 2011

Eto no ahafahanao manao ny varotra "Ty sy 'nday": tolotra sy ny tinady rehetra. Koa aza misalasala intsony ary mampitombo ny fahafahanao manitara ny tsenam-barotra : ho anao ry Madama izay tia karokaroka ara-barotra, ho anao Ramose izay tsy mamela mahazo mihitsy amin'ny lafiny bizinesy, ho anao ry Mpandraharaha izay mikatsaka mandrakariva ny hahatratra ny faratampony amin'ny sehatra hiantsorohanao: Koa aza manaiky ny ho resy intsony ianao, aza manaiky ny tsy fahafaha-manoatra intsony ianao, mandrosoa avy hatrany ato

sera

Miarahaba anareo rehetra mitsidika ny trano.Natao ho antsika tia bizna (araka ny fitenenana) ity sehatra ity.afaka mametraka hafatra araka izay tiany ny tsirairay. Misaotra

 
Design by Wordpress Theme | Bloggerized by Free Blogger Templates | coupon codes