mercredi 18 mai 2011

Eto no ahafahanao manao ny varotra "Ty sy 'nday": tolotra sy ny tinady rehetra. Koa aza misalasala intsony ary mampitombo ny fahafahanao manitara ny tsenam-barotra : ho anao ry Madama izay tia karokaroka ara-barotra, ho anao Ramose izay tsy mamela mahazo mihitsy amin'ny lafiny bizinesy, ho anao ry Mpandraharaha izay mikatsaka mandrakariva ny hahatratra ny faratampony amin'ny sehatra hiantsorohanao: Koa aza manaiky ny ho resy intsony ianao, aza manaiky ny tsy fahafaha-manoatra intsony ianao, mandrosoa avy hatrany ato

0 commentaires:

Enregistrer un commentaire

Remarque : Seul un membre de ce blog est autorisé à enregistrer un commentaire.

 
Design by Wordpress Theme | Bloggerized by Free Blogger Templates | coupon codes